21

OggettoSecondo turno
Link-1http://www.gasikara.eu/j_q/index.aspx?param=Elezioni_Presidenziali_2013 
Mirary fahasalamana tompoko,
hiditra ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana i Madagasikara amin'ny 20 desambra ho avy izao.

Ny fanomezana tsara indrindra ho an'ny vahoaka malagasy amin'izao andro fety izao dia ny famaranana ny Tetezamita izay voamariky ny aretina Pesta nohon'ny vokatry ny loto manerana ny tanana, ny tsy fahandriam-pahalemana izay tsy asiana teny intsony fa ny aza voany sisa no hany fanantenana.

Enga anie ka mba ho lany tokoa ny Filoha safidin'ny maro anisa, tsy azo afenina ny fisian'ny hala-bato vitsivitsy izay nolazain'ny mpikarakara fa nisy tokoa tamin'ny fihodinana voalohany.

Ny faniriana dia tsy hijabaka amin'ny resaka ara-politika ny tafika ao aorian'ny fifidianana. Nampanantena anefa ny filohan'ny tafika iray fa tsy hanao izany. Manasa anao hijery io ambany ny horonantsary mirakitra ary mamintina ny toe-javatra misy ankehitriny.

Adin'ny ombalahin'ny mpianakavy ary izy ity ka enga anie ny maharesy hanavotra ny MAHANTRA(92 isan-jaton'ny malagasy) ary ny resy kosa tsy ho lasa SESITANY.
Indrisy fa ny politika no fototry ny fahantran'ny Ramalagasy nefa ny taniny mamokatra be.
---------------------------
Pace e bene,
il 20 dicembre prossimo si terrà il secondo turno delle presidenziali nel Madagascar.

Un prezioso regalo natalizio per i malgasci sarà la fine della Transizione che è segnata dalla Pesta frutto di sporcizia sparsa nelle città, l'insicurezza che si spera solo che non bussi a casa propria.

Sia veramente eletto il Presidente della maggioranza del popolo. Gli organizzatori delle elezioni hanno confermato alcune frodi durante il primo turno.

L'auspicio è che l'esercito non ficcanasi nella politica dopo le elezioni. Uno dei suoi capi ha promesso di non farlo. Si son preparati alcuni filmati in basso per riassumere la situazione in generale nel paese.

Combattimento dei buoi famigliari, il vincitore salvi i poveri (92 per cento dei malgasci), il perdente non vada in esilio.
Ahimè la vera causa della povertà malgascia è la politica, invece la terra è assai fertile.
A presto.


Nessun commento